Rehefa tsisy nahomby mihintsy ireo fifampidinihana natao teo
amin’i Andry Rajoelina sy président Hery. Dia nikotian’i Andry Rajoelina indray
ty farany. Ie. Nikotiany hoatran’ireny mikoty sipa ireny. Tsy nety mihintsy
nefa Président. Tsy mety amin’ny finoana mantsy zany miaraka amin’ny lehilahy izany. Ho fialana
nenina handresen-dahatra azy ary dia izao no nambaran-drajoelina taminy : «
Raha miaraka amiko nge enao dia tsy mila intsony mampiditra ao anaty ny
governementa ny ankolafy Ravalomanana mba ho eken’ny amerikanina e. Ry zareo
nge manohana tanteraka ny gay
e. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire