jeudi 24 avril 2014

Mitady atody

 
-       Tokony mba nitady atody hoatran’ny tany amin’ny firenena hafa lesy ny governementantsika tamin’ny Paska ?
-       Atao inona atody ?
-       Hanalana ny ratsy rehetra e. Tsy zéro  manatody intsony amin’izay no azony rehefa miasa

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire