Manome moral ny zanany Koto.
- « Zao
lesy Ledoma. Eo amin’ny fiainana mila mba mahay mitsinjo ny hafa »
Afaka andro
vitsivitsy. Zéro sur 20 ny naoty azon’i Ledoma tany am-pianarana. Tezitra ary
ny Dadany.
- «
Fa ngah elà ty ry Ledoma tsy mianatra mihintsy a ? »
- « Ka
dada ihany nge niteny ana hoe mila mitsinjo ny hafa e. Dia aleoko tsy nianatra
be. Sao dia tsisy hianaran’ny hafa eo intsony. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire