Tranonkala miompana amin'ny hatsikana ranoray . Blagy Politika , blagy 100% mampihomehy be . Azo atokisana. Ataovy "j'aime" izay blagy hitanao fa mampihomehy fa ho atambatsika anaty toerana iray ireo tena mampihomehy.
mardi 1 avril 2014
NIKOTY
Misy bandy somary ratsy tarehy iray izay nikoty sipa manja kely tamin'ny téléphone. Tamin'ny voalohany tsy nanaiky mihintsy ilay sipa. Fa noho lery
ni-insiste foana dia farany ilay sipa nanaiky. Nanontany an'ilay sipa
amin'izay lery hoe oviana no hihaona. Hoy ilay sipa taminy : rehefa
laninao ty poisson d'avril ty.
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire