mardi 1 avril 2014

Scanner


Narary an-doha mafy Rajoelina. Nentin’ny vadiny teny amin’ny hôpitaly manara-penitra sao dia misy tsy mety. Natao scanner ary  ny lohany lery. Hagagana ny an’ny dokotera raha nahita fa hay tsisy n’inona n’inona tao anatiny.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire