mardi 1 avril 2014

TAOM-BAOVAO MALAGASY


Rangahy iray nanontaniana mpanao gazety teny an-dalana hoe oviana ny taom-baovao malagasy. Sosotra be lery tamin’ilay fanontaniana. Lazainy fa manambany azy ilay mpanao gazety. « Zany ve dia tsy ho aiko. Za nge mba manana CEPE ihany e» hoy lery. Oviana ary hoy ilay mpanao gazety. « 1er janvier » .

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire