jeudi 24 avril 2014

VALALA


-       Sambatra l’ty izay faritra hijanonan’ireo valala ireo farany a.
-       Fa ahoana ?
-       Ka raha misambotra ry zareo dia mahazo valala matavy be. Valala efa voky vary mantsy no vantanany.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire