mardi 1 avril 2014

VOKAM-BARY


-       zany hono l’ty fa nihena ny vokam-bary teto Madagasikara tamin’ty taona ty.
-        Zany ngah mahagaga intsony raha amin’izao habetsahana ny olona simba nify zao e.
-       Fa inona koa zao ny hidiran’ny nify amin’izany ?
-       Ka matahotra ny vary hiditra ao am-bava rehefa mahita ilay nify ratsy be. Dia aleony namono tena.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire