dimanche 4 mai 2014

Generaly Bômba

 

-       Nalana tsy ho lehiben’ny zandarimaria intsony nge l’ty  Richard Ravalomanana.
-       Hitako zany lery hono nitomany be tao an-tranony afaka omaly.
-       Zany avy ve lesy dia mampitomany.
-       Tsy izany nge no nampitomany azy fa  bômba lacrymogène e. Tsy afaka ho ampiasaina  amin’ny vahoaka intsony mantsy dia aleony napoapoaka tao an-trano.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire