Gaga Bema raha mahita ty namany manao T-Shirt misy soratra
be hoe « POLITIKA ». « Ngah efa lasa FAN
politika indray ela ty e » hoy izy nanala an’ty farany. «
An !An , hoy ilay namany, mba hisarahako amin’ ilay sipa mifikitra be
iny fotsiny no hanaovako an’ity. Zany mantsy pôlitika ihany no mampitsoaka
azy. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire