dimanche 25 mai 2014

MIALA AINA



Nanontany an’i Dadany Balita. « Hoatrany ahoana Dada izany olona miala aina izany ». Nentin’ny Dadany nijery GYM BEPC teny Mahamasina lery mba hamaliana azy. « Jereo ireo avy nihazakazaka ireo. Hoatr’ireo zany miala aina zany »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire