-
Nanofy a l’ty alina hoe nitaingenan’ny mpamosavy
teo ambony fandriana.
-
Sao dia mba tena nisy ary zany fa tsy nofy.
-
Tena nofy
ka. Tsy ho hitako tao mihintsy mantsy Rajaonarimampianina miady ho an’i Juan de
Nova raha tsy nofy ilay izy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire