dimanche 18 mai 2014

Teny gasy



-          Raha za lesy io misy manome 1 milliard. Za angamba ny farany izay sambatra.
-          Ndana any amin’ny Kolo Roger no mangataka e. Manaiky foana iny raha ataony elà amin’ny teny gasy ilay izy.
-          Aiza a !
-          Marina e. Menatra iny mantsy ny hiteny hoe tsy mahay teny gasy dia ekiekeny any fotsiny.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire