dimanche 22 juin 2014

Ambatovy


Natao opération eny amin’ny Hôpitaly i Kala Piso fa nahatelina volamena . Ny vadin’ilay dokotera saika handidy azy dia miasa amin’ny Ambatovy. Tsy nanaiky nodidiany io Dokotera io mihintsy kala piso. Gaga Radoko ka nanontany ny antony. Hoy Kala Piso taminy : «  Ka ny vadinao miasa ao Ambatovy ko ». «  Dia maninona ? » hoy ilay Dokotera. «  Sao dia alainao eo ilay volamenako koa, hoy Kala Piso , ny ao ambatovy ao mantsy mody hoe Cobalt e nefa sady mitsimpona volamena ihany. »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire