dimanche 1 juin 2014

Besakoa

Miresaka amin’ny vadiny Rajoelina :

-       Andeha ho any Besakoa izaho Rafotsy a hoy Rajoelina
-       Enao ty ve mitapitapy, hoy ny vadiny, ny any nge efa fanjakan’ny baroa, na ny  zandarma  ary tsy tafiditra any.
-       Ka izay mihintsy ny handehanako any . Ny ahy tany tsy tan-dalàna ihany no mety amiko.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire