dimanche 29 juin 2014

Fahaleovan-tena :


-       54 taona lesy izay no nahazoantsika ny fahaleovantena a.
-       Ary maninona elà mbola manao ny maillot France ihany ary?
-       Ka za maka France amin’ny mondial ?.
-       Eeee. Ny fahaleovan-tsaina zany sisa no mbola tsy azo.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire