samedi 7 juin 2014

filohan’ny mpanohitra


-       Te ho filohan’ny mpanohitra hono l’ty Robinson a.
-       Tsy mila biby olona lesy io a.
-       Andray kosa. Fa maninona izy no ataon’ialahy fa biby olona ?
-       Ka ilay mpanohitra taritiny lery tsisy vatana akory.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire