- Tena
mbola tsy tany tan-dalàna l’ty ny eto DAGO a
- Fa
ahoana ?
- Ka
hatramin’ny mpitondra pôlitika ambony avy no manadala ny tsy ampy taona.
- Fa
iza zany ?
- Tsika
l’ty a. Mbola vao herintaona fotsiny no nisiany ty tranonkala ty nefa ny
fampitahorana fanadalana ny saintsika efa hameno trano .
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire