samedi 7 juin 2014

Israely


-       Lasa any Israel hono l’ty ny Filoha Rajaonarimampianina a.

-       Nijerijery izay mety hasoa tany izy e.

-       Hoatran’ny afam-po hono lery tany.

-       Tsy hono fotsiny fa tena naika afaka mihintsy ny fony lery raha nahita ny hamanjan’ilay minisitra vavy israelianina.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire