dimanche 1 juin 2014

Mpamatsy vola


-       Tsy dia tiako loatra lesy ireto mpamatsy vola tonga marobe eto amintsika ireto a.

-        Fa maninona ?

-       Ka ny vola hain’elà ihany fa  manafotsy ny tompony rehefa be loatra. Hivadika mpamotsy vola ireo fa ataovy.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire