dimanche 29 juin 2014

NOANA


Hoy Bema : « Dada a. Omeo vola a fa noana be ». Teo imason’ny mpiara-miasa amin’ny Dadany Bema no nangataka. Ty Dadany raha teo koa moa somary matikambo izay ka te hipoerapoera eo imason’ny namany : «  Ty ary ny 50 000  an’elà ty. Goûter androany fotsiny iny a». Tsy nety nandray nefa Bema. « Ampirimiko ty raha tsy handray elà » hoy ny Dadany. « Ka raha mandray an’iny eo a, hoy Bema, sao dia tsy omeny dada goûter mandritry ny herintaona eo indray »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire