dimanche 22 juin 2014

Sinoa


-       Tsika gasy lesy ry Bema tokony tsy hifampiraharaha amin’ireny sinoa ireny mihintsy.
-        Fa maninona ?
-       Amin’ilay masony kely e. Efa zatra mijery maizina ireny ka tsy tia mangarahara zany.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire