samedi 7 juin 2014

Tezera fa aza manota


-       Za ty angamba lesy mankany amin’ny paradisa rehefa maty. 
-       Fa maninona ?
-       Ka za rehefa tezitra  dia tsy manota mihintsy. Rehefa tsy tanteraka ihany ny otako izay a vao tezitra.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire