Marary mafy Bema. Tapa-kevitra ny vadiny fa ho entina eny
amin’ny hôpitaly befelatanana lery. Saingy kiraro goaka no nanaovan’ny Bema.
Nasainy ty vadiny nosoloina.
- «
Ndao re fa marary a. Tsisy havoadinika anio intsony any amin’ny hôpitaly »
hoy Bema.
- «
Soloy ho’aho fa ho afa-baraka any enao. Tsika nge tsisy vola e. » hoy
vadiny
- «
Dia maninona ? »
- « Dia
ho voatsikaritry ry zareo io. Rehefa tsisy vola nge ny eny dia jerijeren’ny
dokotera fotsiny e "
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire