Gaga Bema satria lery tsy mazaka sipa hoatran’ny akamany mihintsy nefa samy
« je t’aime » iray zao ihany no tenenina. Nanontaniany ary ty
farany : « Fa inona l’ty no tsy clé amin’ny ana ? ». Hoy
ilay namany : « Ka ny an’elà afangaron’elà. Ny ana nge l’ty
rehefa te hisaraka aminy a vao manao je t’aime e »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire