Madama be mipetraka any ambanivohitra be avy taty
Antananarivo. Hoy izy tamin’ny namany : « Misy fika milay be
r’ty ty hitako tany Antananarivo a. Tsy ho tratra intsony ntsika manomboka eto
rehefa mampirafy ». « Fika inona r’ty zany » hoy ty namany. Hoy
izy : « rehefa mivoaka ny trano hampirafy iny ty ka manontany ny
vadin’ity hoe aiza : dia teneno hoe handeha hanao ZUMBA. Hangina izy
amin’izay »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire