jeudi 24 juillet 2014

Saka



-       «  Ny sakanay l’ty henjana be raha hanenjika voalavo a » hoy Doda
-       «  Ny anay indray ary, hoy Balita, efa lasa coach sportif an’i Dadanay mihintsy. Dakadakany dadanay foana  mantsy lery fa mangalam-pinana . » 

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire