dimanche 10 août 2014

AFROBASKET




-          Tokony  resy foana l’ty ny gasy rehefa manao fifaninana. Mety handroso ihany ty firenenantsika ty amin’izay fa hitombo ny manam-pahaizana.
-          Aza miteniteny foana oa.
-          Marina zany e. Tsika nge rehefa resy dia lasa teknisianina dahôly ny mpijery.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire