Avy nanala BEPC Kala Vendrana. Tany an-trano izy vao tonga
saina hoe adinony any amin’ny centre ny trousse-ny. Nasainy ny mamany niverina
any izy haka azy. Tsy nety nandehy nefa Kala Vendrana. « Lao any fa rehefa
miverina manala amin’ny herin-taona halaiko iny »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire