Tambanivohitra roa tafaresaka :
-
Za
lesy amin’ny fifidianana manaraka eo dia izay olona manana endrika valala no
hofidiako.
-
Fa maninona l’ty ?
-
Ka ny valala mba mahavita mamangy antsika aty
na dia tsy androm-pifidianana aza.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire