samedi 30 août 2014

Mety manao ahoana?



-          Za l’ty mino a fa ny sipa sy ny bandy samy manontany hoe : mety manao ahoana ary ty sipako ty rehefa miboridana.
-          Kôzy ve.
-          Oadray. Zany hoe ny an’ny sipa fotsiny arahany vavaka  : Enganie ty mba tsy voloina be.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire