samedi 30 août 2014

notafihan’ny valala Antananarivo



-          Ary mba tsara saina kosa lesy reny valala reny.
-          Tsisy ilaina azy ireny ve dia ho tsara saina e.
-          Ny governementa koa nge tsisy ilaina azy e. Fa ny valala  ary mba manome loaka ny vahoaka.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire