dimanche 10 août 2014

Tsy nanoratra



-          Fa maninona lesy elà no tsy nanoratra blagy pôlitika tato ho ato ? Ngah matahotra higadra.
-          Tsy matahotra an’izany tsika ka.
-          Koa maninona ary no tsy manao ?
-          Ka nanao pause kely mihintsy ntsika e. Sao dia reny mantsy no  tsy tantiny governementa tsy nahavitany niasa enim-bolana izay.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire