Any am-pianarana. Hanontaniany ny mpampianany Ledoma.
« Ledoma a. Mitanisa zavatra telo fady eo amin’ny
malagasy »
Hoy Ledoma : « Fady ny mamono anabavy. Fady ihany
koa ny manondro fasana…. »
« Iray sisa e, hoy ilay mpampianatra, tohizo » . « Fady amin’ny malagasy
koa ny miresaka îles éparses amin’ny frantsay. »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire