dimanche 21 septembre 2014

Normal



Nanao Conférence teny amin’ny Oniversite ny minisitry vola. Hoy ilay mpianatra iray taminy am – patezerana : «  Nareo ao amin’ny governementa ao tsy miasa mihintsy. Ny vahoaka ty efa noana » . Hoy ngah minisitra tsy taitra «  Normal ny vahoaka raha noana. Ny andro, sady mijery montre lery,  efa amin’ 12 »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire