Manao resaka ana mati-kambo Hollande sy Rajaonarimampianina.
Hoy Rajao : « Ny vadiko ny ahy no tena bombe. Iny
mbola jeune noho i Julie Gayet an’elà »
Hoy Hollande « An.An. Ny ana no tena izy. Iny mbola tsy
nalaiko vady akory nefa ataotaoko foana. Sady
lao amin’izay zany ho any fa ndao
amin’izay hiresaka îles éparses »
Hoy Rajao « An.An. Îles Eparses zany tsy important.
Lao ny position nihinanako an’ny vadiko alina no resahantsika »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire