dimanche 5 octobre 2014

Fofona



Tambonivohitra iray mba miseho manakiana ny fofony tambanivohitra iray.

Hoy navalin’ilay tambanivohitra :  Ntsika nge samy misy ihany e. Saingy hoe ny anay hireharehanay fa ny any lisany fotsiny takotakomana amin’ny déodorant.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire