dimanche 5 octobre 2014

Mampagoaka



-          Mampagoaka paosy l’ty ty fitiavana ty a.
-          Fa ahoana ?
-          Ka za isaky ny miaraka amin’ny sipako dia manjavona foana ny vola aty am-paosiko.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire