samedi 25 octobre 2014

Rivotra



Teny amin’ny arabe. Nisy  sipa nanao jupe fohy kely notsofin’ny rivotra. Hoy Ledoma tamin’ny namany raha nahita an’ilay izy : « Tonga dia nanary lamba lesy ilay sipa raha vao nahita ana »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire