jeudi 8 janvier 2015

Filoham-pirenena


-       Hoatrany milay ihany lesy ty filoham-pirenena ty ka.
-       Fa maninona ?
-       Ka afaka manao izay tian’elà elà. Ohatra  tsy avelan’elà mivoaka ny trano ny olona iray raha tsy manaiky ho havan’elà.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire