jeudi 8 janvier 2015

Tsy tiako

 
-       Tena lasa tsy tiako maizina aky iny sipako iny.
-       Tsy hinamana amin’ndry intsony raha izany.
-       Fa maninona ?
-       Ka ny anaran’ny sipan-ndry nge Charli e. Terroriste ihany no tsy tia azy.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire