Tolotra Hatsikana


Dokam-barotra

Contact : relation.blagy at outlook.fr. Soloy @ ilay at


Gazety

Mpanao gazety ve enao ka mila hatsikana ? Na koa misy amin’ireto hatsikana maro be ato ireto tianao ?. Handefaso email amin’ity addresse ty ary izay fa afaka hanampy anao : relation.blagy at outlook.fr .  Soloy @ ilay at.

Lahan-teny  ( mpanao pôlitika , sns) :

Misy lahan-teny tokony ataonao ve ? Ary mety efa fantatrao fa ny hafatra hampiarahana amin’ny hatsikana no mora ampitaina kokoa. Vonona ny hanampy anao izay. Aza misalasala ary manatona anay. Alefaso ato ny fangatahanao : relation.blagy at outlook.fr.
Soloy @ ilay at.

Dokam-barotra :

Responsable marketing ve enao ? Mila hevitra mampihomehy hamarotana entana ? Mbola afaka manampy anao ihany koa izay. Aza matahotra fa hijanona tsiambarantelo ny seraserantsika. Ty ny email ahafahanao miresaka aminay : relation.blagy at outlook.fr. Soloy @ ilay at.

2 commentaires: